Fabriquant produits d'entretien et d'hygiène à Madagascar

NOS ASTUCES, ET CONSEILS :

NOS PRODUITS, VOS ALLIÉS AU QUOTIDIEN:

TESTÉS EN LABORATOIRE​

TESTÉS EN LABORATOIRE​

Tous les produits des marques SOMAPRO sont testées en laboratoire et respectent les normes en vigueur.

FORMULES ELABORÉES

FORMULES ELABORÉES

Nos formules ont été minutieusement élaborées pour répondre efficacement aux besoins des consommateurs.

UNE LARGE GAMME

UNE LARGE GAMME

Nous avons une large sélection de produits pour répondre à tous vos besoins quotidiens : de l'hygiène de la maison aux soins du corps.

QUI SOMMES, NOUS? :

Spécialisée dans la production et la distribution de produits d’hygiène, d’entretien, des produits cosmétiques et parapharmaceutiques, la Société Malgache de Propreté (SOMAPRO) est avant tout une belle aventure humaine. Bâtie par des hommes pour les hommes. Elle est née de notre volonté de permettre à chacun de vivre sainement
dans un environnement propre et sécuritaire.

equipes somapro 2022

NOS ACTUS :

Banniere
Nov 30, 2022

SOMAPRO et l’association BAOBAB: Ensemble pour...

SOMAPRO, depuis ses 5 années d’existence, est aujourd’hui célèbre pour ses actions envers la communauté. Comptant d’innombrables actions sociales envers la communauté, toutes les catégories de personnes ont déjà pu bénéficier de leurs œuvres.

LIRE LA SUITE
epp mandrosoa detail 01 scaled
Oct 14, 2022

SOMAPRO : ÉDUCATION ET DONATION À L’EPP MANDROSOA IVATO...

L’école primaire, lieu où l’on a grandi, où l’on s’est fait des amis, un lieu rempli de bons souvenirs. Les écoles publiques font faces à beaucoup de défis. Outre, le manque de financement, l’état des structures est déplorable, l’hygiène et la propreté ne sont pas une priorité pour ces établissements qui doivent se...

LIRE LA SUITE
DSC 0620 scaled
Sept 2, 2022

RENTRÉE SCOLAIRE : LA DIRECTION DE SOMAPRO SOUTIENT...

« Faciliter le quotidien de chacun ». Tel est le mot d’ordre de la direction générale de SOMAPRO, dont les actions sociales sont devenues courantes et ce, tout au long de l’année. Les différentes activités sociales menés par l’entreprise ont pour objectif l’entraide et le partage, aussi bien au sein...

LIRE LA SUITE

AVIS CONSOMMATEURS:

NY hitiavakao ny liquide vaisselle Impec dia manitra malefaka fofony nefa tsy miraikitra @ Lovia,,kely fotsiny dia madroatra be mahavita Lovia betsaka Mora koa anefa vidiny ary tsy mahafaty antoka mintsy satria ra mividy savony 1 anasana Lovia tsy maharitra akory nefa NY Impec maharitra 1volana mahery

Maman'i Tsiory
Maman'i Tsiory,

Nisy promotion izay vao tamin'iray volana dia mba nanadrana ilay liquide vaisselle IMPEC aho ,fa tena tsara kay,Nickel foana hatramin'izay no nampiasaiko fa izay mihitsy aho vao nampiasa #IMPEC,mafy tsara ilay tavoahangony,indindra eo amin'ilay andraisana azy eo ambonimbony eo,tsy mandranoka fa tena fluide tsara,mateza be .

RALAIVAO Judicaëlle
RALAIVAO Judicaëlle,

Efa nampiasa liquide vaisselle hafa maromaro aho taloha fa #Impec no nahafapo ahy, mandroatra tsara, mahafaka menaka tsara Io foana no ampiasaiko !

RAKOTONDRAMANANA Fanja
RAKOTONDRAMANANA Fanja,

Tena mpampiasa liquide vaisselle IMPEC aho fa nisy fotoana nijanona satria lasa niova ilay tavoangy fa izao efa niverina nampiasa satria efa mafy tsara ilay izy ,tsy manimba tanana koa no itiavako azy , Merci Impec !

RAZAFINDRAZANAKA Rondro
RAZAFINDRAZANAKA Rondro,

Resy lahatra hatramin'izay ka hatramin'izao raha resaka vokatra Impec , efa karazan'ny maro izao ny mpamokatra itony zavatra momban'ny fanadiaovana itony fa mbola IMPEC irery ihany no nahafapo ( eny fa na somary mitombo kely aza vidiny mihoatra ny hafa❤) Manadio tsara , manitra ihany koa , ary tena mandroatra

RAHOLIARISOA Hobilalaina Marie Nathalia
RAHOLIARISOA Hobilalaina Marie Nathalia,

Mpanjifa ny vokatra Impec aho, ankafiziko daholo rehefa vokatra #Impec! Fa ireto lave main vaovao ireto koa tsy diso anjara amin'izany, noho ny fofony malefaka , ny tanana  ihany koa aoka fotsiny fa toy ny tanana mpanakarena, malefaka sy malandilandy !

RATSITOHAINA Tolojanahary Dino Donni
RATSITOHAINA Tolojanahary Dino Donni,

Tsy nahavita naka sary fa tena mba hijoro ho vavolombelona kely kosa anefa 🥰 Ny anisany tena hitiavako inty Lave Mains vokatra vaovaon'ny IMPEC Madagascar inty dia : T@ voalohany aloha mba nanandrana satria izy dia mora hita ary @ vidiny tena mirary dia mirary tokoa. - Misy karazana hanitra

RAOBELINARIVO Herilalaina
RAOBELINARIVO Herilalaina,

Maromaro ireo vokatra Impec efa nampiasaiko ary ny farany izao dia ity Lave Mains ity ! Ny tena tsy ahafoizako azy dia ilay fofony, ny vokatra IMEPEC izao de maharitra elaela mihitsy ny fofony rehefa ampiasaina, tsy vitan'izay fa mateza mihitsy ilay izy, tsy voatery betsaka no ampiasaina vo andaitra

MANDIMBINIRINA Fitiavana Andreas
MANDIMBINIRINA Fitiavana Andreas,

Tena resy lahatra aho raha nampiasany lave main vaovao ny Impec, fa sady mampalefaka sy manamandina no tsy manimba tanana, no manitra aok'izany, ny fofony kanto sy mamerovero, mmmmmm tena soa tokoa 🥰 Ianao koa mampiasà ny lave main vaovao ny Impec fa misy hanitra maro azo hisafidianana, tadidio fa

RAFARAVOLOLONA Priscilla Ernestine
RAFARAVOLOLONA Priscilla Ernestine,
Retour haut de page